|
|
|
|

Teny iditra1  akondro afontsy
Singan-teny  2 akondro, 3 afontsy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 (afontsy na akondro afontsy) karazan' akondro vaventy voa, vanona tsara eny ankalamanjana [1.10#A.155]
Fanazavàna teny anglisy  [akondroaFONtsy] 6 a variety of banana which grows well in open spaces. [1.2]
Voambolana  7  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12